Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 95, 1-2
Fiantsoana hidera sy hanaiky an'Andriamanitra.

       1Avia hihira amim-piravoravoana ho an'ny Tompo!
Manaova hobim-pifaliana ho an'ny Vatolampy famonjena antsika!
       2Andeha isika hitsena azy amin'ny fiderana;
aoka hampireondreona hira fankalazana azy isika. >