Taratasin'i Md. Paoly Ho An'i Tito
Toko faha-3
9
Fa raha ny amin'ny fandinihan-javatra tsy misy heviny kosa, mbamin'ny tantaram-pirazanana, ny fifandirana, ny ady hevitra foana momba ny Lalàna, dia ialao ireny, fa sady tsy mahasoa no zava-poana.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.009