Tonon-kira Dia Tonon-kira
Tononkira toko 1, 4
<4Ento hanaraka anao aho; andao faingana isika!
Nentin'ny mpanjaka ho ao an'efi-tranony mitokana aho,
hientan-kafaliana sy hiravoravo aminao izahay,
hidera ny fitiavanao, mihoatra noho ny divay izahay.
An-drariny loatra ny itiavan'ny olona anao! >