Tonon-kira Dia Tonon-kira
Tononkira toko 5, 9
<9NY ANTOKOM-PIHIRA
Inona no ihoaran'ny malalanao nohon'ny malala hafa,
ry tsara tarehy indrindra amin'ny vehivavy?
Inona no ihoaran'ny malalanao, nohon'ny malala hafa,
no dia miangavy anay toy izao hianao? >