Tonon-kira Dia Tonon-kira
Tononkira toko 7, 1
Tononkira fahafolo
1NY ANTOKOM-PIHIRA
Miverena, miverena, ry Solamita.
Miverena, miverena, mba hijerenay anao.
NY MPAMPAKATRA
Ahoana hianareo no mijery ny Solamita
tahaka ny dihy any Makanaima. >