Bokin'i Zakaria

Toko voalohany

4 Aza manahaka ny razanareo, izay nitorian'ny mpaminany taloha hoe: Izao no lazain'ny Tompon'ny tafika: Miverena hianareo, mialà amin'ny làlan-dratsinareo, sy amin'ny asa ratsinareo? nefa tsy nihaino sy tsy nasiany raharaha akory aho, - teny marin'ny Tompo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0445