Ny Asan'ny Apostoly
Asa toko 13, 16-17
<16Dia nitsangana Paoly, nanofa tànana azy hangina, ka nanao hoe: Mihainoa, ry Israelita, sy hianareo izay matahotra an'Andriamanitra. 17Ny Andriamanitr'izao vahoaka Israely izao no efa nifidy ny razantsika, sy nanandratra ny vahoaka fony izy nitoetra tany Ejipta; ary tamin'ny sandry mahery no nanesorany azy tao. >