Eto ianao : Fandraisana> Baiboly amin'ny find...

Baiboly amin'ny finday

Ity takelaka http://baiboly.katolika.org ity dia azo sokafana tsara amin'ny finday. Tsy mitovy amin'ny hita rehefa jerena amin'ny web ny zvatra hita amin'ny finday fa maivana kokoa.

Raha toa ka manana finday misy "Android" ianao dia azonao atao ny maka ny Baiboly Katolika Malagasy ao amin'ny Google Play na mivantana eto