Boky Voalohan'ny Makabeo

Toko faha-12

51 Nony hitan'ireo nanenjika azy fa vonon-kiaro ny ainy izy ireo, dia niverina ilàlana izy; 52 fa izy rehetra ireo kosa nody tsy nisy mpanelingelina amin'ny tanin'i Jodea. Nitomany an'i Jonatasa sy ny namany izy ireo, ary raiki-tahotra mafy izy; nanao fisaonana lehibe avokoa Israely rehetra. 53 Tamin'izany ny firenena manodidina, nitady handevona azy avokoa, fa hoy izy: 54 Efa tsy manan-doha na mpanampy na iza na iza, izy ireo, ka ndeha hasiantsika amin'izao, ataovy levona ny fahatsiarovana an'ireo ao amin'ny olombelona.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0381