Boky Voalohan'i Samoela

Toko faha-14

51 Kisy rain'i Saola, sy Nera rain'i Abnera dia samy zanak'i Abiela. 52 Nandritry ny andro rehetra niainan'i Saola, dia mafy dia mafy ny ady tamin'ny Filistina, ka nony nahita lehilahy matanjaka sy mahery fo Saola dia nitana azy ho amin'ny fanompoana azy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1727