Boky Voalohan'ny Tantara

Toko faha-2

51 Salmà rain'i Betleema; Harifa rain'i Betagadera. 52 Ny zanakalahin'i Sobala, rain'i Kariatiarima dia: Haroe, Hatsi-Hamenobaota. 53 Ny fokon'i Kariatiarima dia: ny Jetreana, ny Afoteana, ny Semateana ary ny Masereana. Avy amin'izy ireo no nihavian'ny Sareana sy ny Estaoliana. 54 Zanakalahin'i Salmà: Betleema, sy ny Netofatiana, Atarota-Beta-Joaba, ny antsasaky ny Manaktiana, ny Sareana, 55 mbamin'ny fokon'ny mpanoratra monina any Jabesa, dia ny Tiratiana, ny Skomatiana, ary ny Sokatiana. Ireo no Kineana avy amin'i Hamata, rain'ny fianakavian'i Rekaba.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1215