Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-4

51 Nony nandeha izy, dia notsenain'ny ankiziny, ka nilazany fa velona ny zanany. 52 Ary nanontaniany azy ireo ny ora nahasitranany ka hoy ireo taminy: Omaly tamin'ny ora fahafito no nialan'ny tazo taminy. 53 Dia fantatry ny rainy, fa tamin'izany ora izany indrindra no nilazan'i Jesoa taminy hoe: Velona ny zanakao, ka nino izy sy ny mpianakaviny rehetra. 54 Izany no fahagagana faharoa nataon'i Jesoa, rahefa tonga tany Galilea avy tany Jodea izy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1156