Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-7

51 Moa ny Lalàntsika va manameloka olona raha tsy efa re aloha ny teniny, ka fantatra koa izay nataony? 52 Fa namaly izy ireo ka nanao taminy hoe: Hianao koa ve avy any Galilea? Diniho dia ho hitanao fa tsy misy mpaminany avy any Galilea. 53 Dia samy lasa nody ho any antranony avy izy ireo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0527