Bokin'i Josoe

Toko faha-19

51 Ireo no lova nozarain'Eleazara mpisorona, sy Josoe zanak'i Nona, ary ny loham-pianakaviana amin'ny fokon'ny zanak'Israely, tamin'ny filokana, tany Silao, teo anatrehan'ny Tompo, teo am-baravaran'ny trano lay fihaonana. Izany no nanaperany ny fizarana ny tany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0863