Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-11

51 dia hatramin'ny ràn'i Abela ka hatramin'ny ràn'i Zakaria izay novonoina tanelanelan'ny otely sy ny tempoly. Eny, lazaiko aminareo fa hampamoahina an'izany tokoa ity taranaka ity. 52 Loza ho anareo ry mpampianatra ny Lalàna, fa nalainareo ny fanalahidin'ny fahalalana, ka hianareo tsy niditra, ny te-hiditra nosakananareo. 53 Raha mbola niteny izany izy, dia nododonan'ny Farisiana sy ny mpanora-dalàna, ary nozezehany fanontaniana maro,

54 mba hamandrihany azy sy hahazoany vava latsaka hiampangana azy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0533