Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-2

51 Dia niara-nidina taminy nankany Nazareta izy, ary dia nanaiky azy; fa reniny kosa nandinika tsara izany zavatra rehetra izany tao am-pony. 52 Ary Jesoa nitombo fahendrena sy tena, ary nandroso nahatehotia tamin'Andriamanitra sy ny olona.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2419