Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka

Toko faha-10

51 Inona, hoy Jesoa taminy, no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba: Rabony ô, aoka mba hahiratra aho. 52 Mandehana, hoy Jesoa, fa ny finoanao no nahavonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin'izay izy, ka nanaraka azy teny an-dàlana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1611