Ny Salamo
Toko faha-89
51 Tsarovy, Tompo, ity latsa manjo ny mpanomponao, fa mitondra ato amin'ny tratrako ny faniratsiran'ny firenena aho;52 dia ny faniratsiran'ny fahavalonao, ry Iaveh, faniratsirana nanoherany ny dia nandrosoan'ny Voahosotrao.
53 Isaorana mandrakizay anie Iaveh! Amena! Amena!