| Toko | Votoatiny |
| Toko 1
| Fiarahabana - Fitiavany lehibe ny Filipiana - Ny toetrany tao Roma - Faly izy mahita fa torina ny Evanjely - Ny fanampoizany tsy ho faty amin'izao - Ny amin'ny firaisam-po amam-panahy. |
| Toko 2
| Ny amin'ny firaisan-kevitra sy ny fanetren-tena - Ny fikezahana mafy hahazoana famonjena - Ataony tsara laza Timote sy Epafrodita. |
| Toko 3
| Fitandremana sao voafitaka - Ny tsy nitadiavany fahamarinana tamin'ny Lalàna - Ny fikezahana ho lavorary - Ny amin'izay fahavalon'ny hazo fijaliana. |
| Toko 4
| Anatra samihafa - Teny fisaorana - Fanaovam-beloma. |