Fitomanian'i Jeremia
| Toko | Votoatiny |
|---|---|
| Toko 1 | Tonon-kira fitomaniana voalohany: Fahorian'i Jerosalema; fiantsoantsoany. |
| Toko 2 | Faharavan'i Jerosalema. |
| Toko 3 | Fitarainana, fanantenana ary fampiononana. |
| Toko 4 | Loza tamin'ny andro faran'ny fahirano. |
| Toko 5 | Vavak'i Jeremia mpaminany. |