Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Kolosiana
| Toko | Votoatiny |
|---|---|
| Toko 1 | Ny soa azontsika avy amin'i Jeso-Kristy - Ny fahamboniany tapitra ohatra - Ny raharaha sy adidin'i Paoly. |
| Toko 2 | Ny mpampianatra sandoka - Ny zavatra lehibe vitan'ny Kristy - Ajanona ny fomba ao amin'ny Lalàna - Halavirina ny mpamitaka. |
| Toko 3 | Ny fiainam-baovao mendrika ny kristianina ialana ny ratsy rehetra - Ny toetra masina tsy maintsy hatao - Ny adidin'ny mpivady, zanaka, mpanompo. |
| Toko 4 | Adidin'ny tompo - Anatra samihafa - Ny amin'i Tisiko sy Onesimo - Fanaovam-beloma. |