Bokin'i Nahoma
| Toko | Votoatiny |
|---|---|
| Toko 1 | Hatezeran'Iaveh amin'i Niniva sy fanamelohany azy - Iaveh, Andriamanitra Mpamaly; mandroso hamely an'i Niniva; ka ravany ny tanàna; ny vahoaka kosa vonjeny. |
| Toko 2 | Fanehoana ny fahirano amam-pandravana an'i Niniva - Fibosesehan'ny fahavalo; tsy fahazoana miaro tena - Afaka ity tanàna mafy, sady baboina no foanana. |
| Toko 3 | Ny helok'i Niniva, nahatonga ny faharavany - Ny helok'i Niniva; hiray anjara amin'i Teba izy; masaka hotsaraina izy. |