Epistola Faharoan'i Md. Paoly Ho An'ny Tesalonisiana
| Toko | Votoatiny |
|---|---|
| Toko 1 | Fiarahabana - Fisaorana an'Andriamanitra - Hisy hamaly ny mpanenjika. |
| Toko 2 | Ny amin'ny Antikristy, sy ny farandro - Ny tokony hitanana tsara ny finoana sy ny fampianarana. |
| Toko 3 | Fangataham-pivavahana - Ny tsy maintsy hiasàna - Fanalavirana ny tsy mety manaiky - Famaranan-teny. |