Epistolan'i Md. Paoly Ho An'i Tito
| Toko | Votoatiny |
|---|---|
| Toko 1 | Fiarahabana - Izay mendrika hatao Pretra - Ny amin'ny sasany tsy maintsy anarina. |
| Toko 2 | Ny tokony hataon'ny anti-panahy sy ny tanora fanahy - Ny adidin'ny mpanompo - Ny mpanompon'Andriamanitra. |
| Toko 3 | Ny tokony hifanarahana amin'ny namana - Ny tsy tokony hiadiana hevitra foana - Hafatra sasany sy fanaovam-beloma. |