Toko | Votoatiny |
Toko 1
| Fiarahabana - Fisaorana an'Andriamanitra nanome antsika an'i Jesoa-Kristy ho Mpanalalana sy Mpamonjy. |
Toko 2
| Ny nahavelomana antsika niaraka tamin'ny Kristy - Ny nanakambanan'ny Kristy ny Jody sy ny jentily ho iray. |
Toko 3
| Ny niantsaon'Andriamanitra ny jentily - Izy Paoly indrindra no voatendry hitory izany - Ny halehiben'ny fitiavan'ny Kristy antsika. |
Toko 4
| Fananarana hiray fo sy finoana ary handroso tsara - Masina fitondran-tena. |
Toko 5
| Halaviro ny fahalotoana sy ny fiarahana amin'ny zanaky ny maizina - Adidin'ny mpivady. |
Toko 6
| Adidin'ny zanaka sy ny ray aman-dreny, ary ny olom-pehezina sy ny mpifehy - Ny ady amin'ny demony sy ny fiadian'Andriamanitra fitondran'ny kristianina - Teny farany. |