Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Habakòka

TokoVotoatiny
Toko 1 Fanontaniana nampitebiteby ny mpaminany: nahoana ny ratsy fanahy no mandresy sy mandoza ny marina? - Filazana ny tafiky ny Kaldeana - Averiny ny fanontaniana, ary andrasana ny valy izay omen'Andriamanitra azy.
Toko 2 Fanontanian'ny mpaminany, valin'Andriamanitra - Loza ho an'ny firenena miavonavona, tsy mety afa-po; totofany fanompoana ny olon-dresiny; ny mampahory firenena sy mampanompo azy ireo andriamaniny no ifaliany.
Toko 3 Vavaky ny mpaminany - Lohateny sy fiantsoana ny indrafon'Andriamanitra - Miseho hitsara Iaveh; fikorontanana amin'ny olombelona sy ny zavatra hafa - Mientana ny fon'ny mpaminany.