| Toko | Votoatiny |
| Toko 1
| Ny andron'Andriamanitra - Hahazo an'izao tontolo izao ny famaizana - Efa antomotra izany - Ny andron'Andriamanitra ho an'i Jodà - Mahatahotra izany andro izany. |
| Toko 2
| Fitsaran'Andriamanitra ny firenena - Famporisihana hibebaka alohan'ny fitsaran'Andriamanitra - Fitsarana ny Filistina, ny Moabita sy ny Ammonita, ny Etiopiana sy ny Asiriana. |
| Toko 3
| Fitsaran'Iaveh an'i Jerosalema - Helok'i Jerosalema sy ny lehibeny, tsy nahoany ny fananarana natao azy - Ho voasazy izy - Hankalazain'ny mpanompo sampy ny anaran'Iaveh - Fanadiovana sy fanandratana an'Israely. |