Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Esdrasa

TokoVotoatiny
Toko 1 Didin'i Sirosa - Ny nodian'ny babo avy any Babilona - Ny namerenana ny fanaky ny tempoly.
Toko 2 Isan'Israely niara-niverina tamin'i Zorobabela ho any amin'ny tanin'i Jodà.
Toko 3 Voaorina indray ny otely fanaovan-tsorona dorana - Voalatsaka ny fototry ny tempoly.
Toko 4 Nosakanan'ny fahavalony tsy hanao ny trano ny Jody.
Toko 5 Ny nanaovana ny asa amin'ny tempoly indray - Taratasy nalefa tany amin'i Dariosa mpanjaka.
Toko 6 Didin'i Dariosa - Ny namitana ny tempoly: ny nitokanana azy sy nanaovana ny Paka.
Toko 7 Ny niverenan'i Esdrasa - Taratasin'i Artakserksesa manome azy fahefana feno.
Toko 8 Ny olona niara-nandeha tamin'i Esdrasa: tantaran'ny dian'izy ireo.
Toko 9 Ny nanambadian'ny Israelita vehivavy hafa firenena - Alahelo sy vavak'i Esdrasa tamin'izany.
Toko 10 Ny nandroahana ireo vehivavy hafa firenena.