Bokin'i Jonasa
Toko | Votoatiny |
---|---|
Toko 1 | Didy nomena an'i Jonasa, hitory teny any Niniva - Ny nandavany an'izany sy niondranany ho any Tarsisa - Ny tafio-drivotra - Natsipy teny an-dranomasina Jonasa. |
Toko 2 | Jonasa tao an-kibon'ny hazandrano; fivavahana, famonjena. |
Toko 3 | Ny nitorian'i Jonasa tany Niniva; ny nibebahan'ny tao Niniva; navelan'Andriamanitra ny helony. |
Toko 4 | Ny nimonomononan'i Jonasa sy ny nananaran'Andriamanitra azy. |