Bokin'i Baroka
| Toko | Votoatiny |
|---|---|
| Toko 1 | Tantara mialoha - Taratasy nampitondrain'ireo lasan-ko babo ho an'ny rahalahiny tafajanona any Jerosalema - Fiekem-pahotana. |
| Toko 2 | Fivavahana hahazoana fahafahana. |
| Toko 3 | Aoka Israely hitady ny famonjena amin'ny fanarahana ny fahendrena. |
| Toko 4 | Jerosalema mamporisika sy mampionona ny zanany - Ary izy ampiononina koa fa halaky mody ny zanany. |
| Toko 5 | Fampiononana an'i Jerosalema. |
| Toko 6 | Fanampiny - Taratasy nampitondrain'i Jeremia tamin'ny voasesi-tany. |