Bokin'i Rota
| Toko | Votoatiny |
|---|---|
| Toko 1 | Ny firaiketam-pon'i Rota tamin'i Noemì rafozany sy ny nanarahany azy tany Betleema. |
| Toko 2 | Ny nitsimponan'i Rota salohim-bary tany amin'ny sahan'i Booza. |
| Toko 3 | Ny nitadiavan'i Rota hitondran'i Booza loloha azy. |
| Toko 4 | Ny nanambadian'i Booza an'i Rota. |