Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistola Voalohan'i Md. Joany

TokoVotoatiny
Toko 1 Izay hitany ny amin'ny Kristy no lazainy - Ny fandehanana amin'ny mazava.
Toko 2 Ny Kristy mpisolo vava antsika - Ny fitandremana ny didy - Ny fitiavana - Ny tsy fitiavana izao tontolo izao - Ny tokony hitoerana ao amin'ny Kristy.
Toko 3 Ny zanak'Andriamanitra sy ny zanaky ny demony - Ny fitiavana ny rahalahy - Ny fanatonana an'Andriamanitra amin-toky.
Toko 4 Izay fanahin'ny fahamarinana, sy izay fanahin'ny hadisoan-kevitra - Manam-pitiavana ny zanak'Andriamanitra - Ny fitiavana lavorary - Ny tahotra.
Toko 5 Ny finoana no ihavian'ny fitiavana, sady antoky ny fiainana mandrakizay - Mihaino antsika ny Tompo - Anatra farany.