Toko | Votoatiny |
Toko 1
| Fiarahabana - Fisaorana noho ny toetra tsara ananan'ny any Tesalonìka. |
Toko 2
| Ny toetr'i Paoly teo amin'ny Tesalonisiana - Ny nandraisan'ny Tesalonisiana tsara ny Evanjely - Ny naniriany mafy hitsidika azy ireo. |
Toko 3
| Ny nanirahany an'i Timote hitsidika azy - Ny hafaliany noho ny faharetan'izy ireo sy ny ny fivavahany ho azy. |
Toko 4
| Fananarana mba ho madio sy hifankatia ary hiasa - Ny amin'ny fitsanganan'ny maty, sy ny hahatongavan'ny Tompo. |
Toko 5
| Tsy fantatra ny andro - Ny fiomanana tsy maintsy atao - Famaranan-teny sy fanaovam-beloma. |