Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Galata

TokoVotoatiny
Toko 1 Fiarahabana - Fananarana azy noho ny fivadibadihany - Ny Tompo ihany no nandraisan'i Paoly ny Evanjely.
Toko 2 Ny nankatoavan'ny Apostoly azy tao Jerosalema - Ny niadian'izy sy Piera tao Antiokia.
Toko 3 Ny amin'ny Lalàna sy ny finoana - Ny finoana no ahazoana ny fahamarinana - Ny tsy nahafoanan'ny Lalàna ny teny fampanantenana - Niala ny Lalàna nony tonga ny finoana.
Toko 4 Tsy ho ambanin'ny Lalàna intsony isika - Ny nitiavan'ny Galata an'i Paoly voalohany - Agara sy Sarà ohatra amin'ny Lalàna sy ny Evanjely.
Toko 5 Tsy ilaina ny famorana sy ny fomba taloha - Ny asan'ny nofo sy ny asan'ny Fanahy.
Toko 6 Fifankatiavana - Fanaovan-tsoa - Fara teny momba ny famorana - Veloma.