Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Joely

TokoVotoatiny
Toko 1 Valala mibosesika mahatsiravina, mampitomany hatraiza hatraiza - Aoka ny mpisorona hiantso ny vahoaka hibebaka - Fihantonan'ny orana mahatsiravina no mahatontosa ny fandravana.
Toko 2 Efa antomotra ny andron'Iaveh - Loza mahatsiravina - Fiantsoana hibebaka hampionona ny hatezeran'Andriamanitra - Fitahiana sy fanambinan'Andriamanitra an'Israely.
Toko 3 Fahasoavana momba ny fanahy - Famantarana ny fitsarana farany.
Toko 4 Fahatanterahan'ny fanjakan'Andriamanitra - Fivorian'ny firenena, ao an-dohasahan'i Josafata - Famaizana ny fahavalon'Israely - Ny fisehoan'ny fitsarana - Matoky sy miadana ny vahoakan'Andriamanitra.