Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'i Timote

TokoVotoatiny
Toko 1 Fiarahabana - Ny amin'ny fampianaran-diso - Ny nibebahan'i Md. Paoly - Ny hiadiana ny ady tsara.
Toko 2 Ny tsy maintsy hivavahana ho an'ny olona rehetra - Fomba fivavaky ny lehilahy sy ny vehivavy.
Toko 3 Izay tokony ho toetry ny Pretra sy ny Diakra - Ny Eglizy no andry fiankinan'ny marina.
Toko 4 Ny tokony hoenti-manohitra ny fampianarana.
Toko 5 Ny tokony hatao amin'ny olona manaraka ny toetrany avy, fa indrindra ny mpitondra-tena - Ny amin'ny Pretra.
Toko 6 My mpanompo - Ny mpampianatra tsy izy - Ny fitiavan-karena be loatra.