Toko | Votoatiny |
Toko 1
| Sasin-teny - Fiarahabana ny Eglizy fito - Fahitana mialoha tao Patmosy - Fisehoan'ny Tompo teo afovoan'ny fanaovan-jiro fito. |
Toko 2
| Ny teny ho an'ny Eglizy fito - Ho an'ny Eglizy any Efezy - Ho an'ny Eglizy any Smirna - Ho an'ny Eglizy any Pergama - Ho an'ny Eglizy any Tiatira. |
Toko 3
| Ho an'ny Eglizy any Sarda - Ho an'ny Eglizy any Filadelfia - Ho an'ny Eglizy any Laodisea. |
Toko 4
| Fahitana mialoha - Andriamanitra eo amin'ny fiketrahany - Ny Anti-dahy 24 sy ny Zava-manana aina 4. |
Toko 5
| Ilay boky nisy tombo-kase fito - Ny nankalazana ny Zanak'ondry. |
Toko 6
| Sokafana ny tombo-kase efatra voalohany - Sokafana ny fahadimy sy ny fahenina. |
Toko 7
| Ny hanafahana amin'ny loza ny mpanompon'Andriamanitra voaisy fitomboka - Ny hasambarany rahefa tonga any an-danitra. |
Toko 8
| Sokafana ny tombo-kase fahafito - Ny trompetra fito - Ilay anjely nitana fanembohana - Ny nitsòfana ny trompetra sy ny nipoahan'ny loza maro. |
Toko 9
| Ny trompetra fahadimy - Ny valala - Ny trompetra fahenina - Ny miaramila an-tsoavaly tsy hita isa. |
Toko 10
| Ilay anjely teo ambony ranomasina, sy ny boky eny an-tànany. |
Toko 11
| Ny Vavolombelona roa - Ny famonoana azy sy ny hitsanganany amin'ny maty - Ny trompetra fahafito - Vohana ny tempolin'Andriamanitra any an-danitra. |
Toko 12
| Ny famantarana lehibe fito - Ny voalohany: Ilay Vehivavy sy ny Dragona - Azera amin'ny tany ny Dragona, dia manenjika an-dRavehivavy. |
Toko 13
| Ny famantarana faharoa - Ilay Biby avy amin'ny ranomasina - Ny famantarana fahatelo - Ilay Biby avy amin'ny tany. |
Toko 14
| Ny famantarana fahefatra - Ny Zanak'ondry sy ny mpanaraka azy - Ny famantarana fahadimy - Ireo anjely telo mpitory ny fitsaran'Andriamanitra - Ny famantarana fahenina - Ny Zanak'olona sy ireo anjely efa hijinja. |
Toko 15
| Ny famantarana fahafito - Ireo anjely fito mitondra loza fito - Ny kapoaka fito feno ny fahatezeran'Andriamanitra. |
Toko 16
| Araraka ny ao amin'ny kapoaka fito. |
Toko 17
| Ilay Vehivavy janga malaza, dia Babilona lehibe - Ny loha fito sy ny tandroka folon'ilay Biby itaingenan-dRavehivavy. |
Toko 18
| Rava Babilona lehibe - Ny isaonan'ny mpanjaka sy ny mpandrato azy - Ny anozonan'ny anjely iray azy. |
Toko 19
| Ifalian'ny any an-danitra ny nitsarana an'i Babilona - Adin'Ilay nitaingina soavaly fotsy amin'ny Biby sy ny mpanjakan'ny tany. |
Toko 20
| Resy ny Dragona sy ny miandany aminy - Ny fitsanganan'ny maty sy ny fitsarana azy. |
Toko 21
| Lanitra sy tany vaovao - Jerosalema vaovao Vadin'ny Zanak'ondry - Ny manda sy ny vavahadin'ny tanàna - Izay tempoly sy fanilon'ny tanàna. |
Toko 22
| Ny hazon'aina sy ny onin'ny ranon'aina - Fanambarana marina tokoa ity - Tenin'i Jesoa manamarina azy - Teny farany. |