Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Nehemia

TokoVotoatiny
Toko 1 Vavaka nataon'i Mehemia ho an'ny zanak'Israely.
Toko 2 Navelan'i Artakserksesa Nehemia, handeha hanangana ny mandan'i Jerosalema - Nasain'i Nehemia namboarina ny manda manodidina an'i Jerosalema.
Toko 3 Ny nanaovana ny manda indray.
Toko 4 Notohizana ny asa, na dia nisakana aza ny fahavalon'ny Jody.
Toko 5 Nitaraina ny vahoaka fa matimatin-karena loatra ny lehibe - Fahafoizan-tenan'i Nehemia.
Toko 6 Firaisan-tetika hafa indray, voasakan'i Nehemia.
Toko 7 Fiambenana ny tanàna - Fanisana ny avy any amin'ny tany nahababoana.
Toko 8 Famakiana am-pahibemaso ny lalàna - Ny nanaovana ny fetin'ny Tabernakla.
Toko 9 Fifadian-kanina - Fieken-keloky ny vahoaka.
Toko 10 Ny anaran'izay nanao sonia ny fanekem-pihavanana - Fitsipika sasany.
Toko 11 Fizaran-toeran'ny mponina amin'i Jerosalema sy ny tany sisa.
Toko 12 Fanisana ny mpisorona sy levita mbamin'ny filohany - Fitokanana ny mandan'i Jerosalema.
Toko 13 Fisarahana amin'ny olona hafa firenena - Fandroahana an'i Tobia - Ny anjaran'ny Levita - Ny fitandremana ny sabata - Ny fanambadiana amin'ny olona hafa firenena.