Toko | Votoatiny |
Toko 1
| Tena Zanak'Andriamanitra Jesoa-Kristy ka ambony lavitra noho ny anjely. |
Toko 2
| Mendrika hoekena indrindra ny fampianaran'ny Kristy - Ambony ihany ny Kristy na dia nijaly aza - Ny antony nijaliany. |
Toko 3
| Ambony mihoatra an'i Moizy izy - Halavirina mafy ny tsy finoana. |
Toko 4
| Minoa isika, fandrao naman'ny voasazy - Velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra - Itokio ny Mpisorontsika. |
Toko 5
| Ny maha-mpisorombe an'i Jesoa-Kristy. |
Toko 6
| Lozan'izay mivadika! - Samia maharitra, maka tahaka an'i Abrahama. |
Toko 7
| Lehibe Melkisedeka fa tsy tahaka an'i Levì - Kristy no Mpisorona araka ny fomban'i Melkisedeka - Lavorary tsy manam-paharoa ny Mpisorontsika. |
Toko 8
| Ny Kristy no Mpisorombe any an-danitra aza - Tapitra ohatra ny Fanekena amin'izao. |
Toko 9
| Nalemy loatra ny fomba tamin'ny Lalàna fahiny - Ambony lavitra noho izany ny sorona natolotry ny Kirsty - Nilaina tokoa ny fahafatesan'ny Kristy - Manan-kasina mandrakizay ny soron'ny Kristy. |
Toko 10
| Tsy nahala fahotana ireny sorona fahiny ireny - Ny soron'ny Kristy dia indray mandeha monja - Famporisihana haharitra - Mafy no hanjò izay hivadika - Aoka tsy hadinoina ny faharetana voalohany. |
Toko 11
| Fankalazana ny finoana sy filazana ny soa avy aminy, ao amin'i Noe, Moizy sy ny razana ary ny olo-marina maro be. |
Toko 12
| Ny faharetana - Ny fizahan'Andriamanitra toetra antsika - Fihavanana - Fahamarinana - Fanekena ny Kristy. |
Toko 13
| Anatra samihafa - Ny fanarahana tsara ny finoana - Ny fanarahan-dia an'i Jesoa - Famaranan-teny - Fanaovam-beloma. |