Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Tobia

TokoVotoatiny
Toko 1 Herim-po nasehon'i Tobia rainy, fony izy babo tany Niniva.
Toko 2 Tobia: fitiavany namana, hajambana nanjo azy, fitiavany vavaka nandritra izany fahoriana izany.
Toko 3 Vavak'i Tobia - Notebahin'ny ankizivavy, Sarà zanakavavin-dRagoela, ka nitaraina tamin'ny Tompo - Samy nohenoina ireo vavaka roa ireo.
Toko 4 Hafatra nomen'i Tobia an-janany - Irahiny any amin'i Gabelosy izy.
Toko 5 Anjely anankiray mitarehim-pivahiny manolo-tena hiaraka amin'i Tobia zanany, ho any amin' i Gabelosa - Veloma sy fiaingana.
Toko 6 Ilay hazandrano tao Tigra - Notoroan'ity anjely hevitra Tobia hanambady an'i Sarà zanakavavin-dRagoela.
Toko 7 Ny nahatongavana tao amin-dRagoela - Fanambadian'i Tobia sy Sarà.
Toko 8 Tobia nandroaka ny fanahy ratsy - Hafalian-dRagoela nandre fa tsy naninon-tsy naninona ny mpanambady vao - Ny nananganany an'i Tobia ho mpandova azy.
Toko 9 Ny anjely Rafaela irery no mandeha mandray ny vola teny amin'i Gabelosa sy mitondra azy ho any amin'ny fampakaram-badin'i Tobia.
Toko 10 Velona ahiahy ny ray aman-drenin'i Tobia - Ny niaingan'i Tobia sy Sarà - Fara hafatr'i Ragoela.
Toko 11 Tafaverina Tobia - Nahiratra indray rainy - Tonga Sarà.
Toko 12 Ny nilazan-dRafaela fa anjely izy.
Toko 13 Hira fisaorana nataon'i Tobia rainy.
Toko 14 Ny nahafatesan'i Tobia - Ny niverenan'i Tobia tany Media, sy ny nahafatesany.