Fandraisana
Fitadiavana
Boky rehetra
Hamaky
Fanazavana
Hisoratra anarana
Hiditra
Baiboly.tsy_hita_ny_lahatsoratra
Bokin'i Amosy
1.
Ny fitsarana ny Siriana, ny Filistina, ny Tiriana, ny Edomita, ny Amonita.
2.
Fitsarana an'i Moaba, sy Jodà, ary Israely.
3.
Ny helok'Israely - Famaizana azy.
4.
Ravaka amam-pahalotoan'ny vehivavy - Mahita ny fombam-pivavahana betsaka atao tsy tapaka ny Israelita, ka tsy azony an-tsaina ny famaizan'Andriamanitra azy - Hany sisa handrasana dia ny famaizana farany.
5.
Mampitomany ny faharavan'Israely diso hevitra ity mpaminany ity fa Andriamanitra tadiaviny ao amin'ny fitoerana masina; nefa ny tsy marina no arahany, ny manao ny marina anefa no foibeny - Antomotra ny famaizana - Ny andron'Iaveh.
6.
Matokitoky foana ireo mpanan-karena; nefa izy ireo ho lasan-ko babo, ny tranony hazera, ny ankabeazany hovonoina.
7.
Fahitana telo, famantarana: ny valala, ny afo, ny pilao - Fifamalian'i Amosy sy Amasiasa.
8.
Efa masaka hojinjan'ny fitsarana Israely - Ny fivadihana, izay nahatonga ny famaizana mafy - Hesorin'Andriamanitra amin'Israely ny teniny.
9.
Ny otely rava, ny vahoaka enjehin'Iaveh; alàn-tombontsoa ka ampitoviana amin'ny firenena hafa - Mbola hatsangana indray anefa ny fanjakan'i Davida ka hiadana.
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008