Fandraisana
Fitadiavana
Boky rehetra
Hamaky
Fanazavana
Hisoratra anarana
Hiditra
Baiboly.tsy_hita_ny_lahatsoratra
Epistola Faharoan'i Md. Paoly Ho An'ny Koritiana
1.
Fiarahabana - Fanalana alahelo azon'i Paoly tao anatin'ny fahoriana maro - Tsy namitaka izy, na nanao kitoatoa, fa voampanga tsy marina.
2.
Ny antony tsy nankanesany tany Korinto - Ny amin'ny hamelana an'ilay nanao ratsy (I Kor. v) - Ny dia nalehany, sy ny vokatry ny fisasarany.
3.
Andriamanitra ihany no iankinany - Ambony ny mpandraharaha amin'ny Lalàm-baovao.
4.
Mandeha sy mitory tsy an-kinafinafina izy - Ny mafy manjò ny Apostoly - Ny anantenany ny voninahitra ho avy.
5.
Maniry hiala amin'izao fiainana izao izy mba hiaraka amin'ny Kristy - Manery azy mafy ny nitiavan'ny Kristy antsika.
6.
Ny nisasarany mafy ho azy rehetra - Ny tsy tokony hikambanana amin'ny tsy mpino.
7.
Ny ifaliany ny amin'izy ireo, sy ny fitiavany azy - Ny soa azo tamin'ilay taratasiny voalohany - Ny niarahany nifaly tamin'i Tito noho ny amin'izy ireo.
8.
Ny amin'ny famoriam-bola hanampiana ny mpino any Jodea - Ataony tsara laza ny mpamory.
9.
Aoka hiomana tsara aloha izay ao Korinto - Hisy valiny izay omena.
10.
Ny anamarinan'i Paoly ny tenany, sy ilazany ny fahefana ananany - Andriamanitra no hany reharehany sy iankinany.
11.
Tsy latsa-danja noho ny nàmany izy, sady tsy nahavaky tratra olona.
12.
Ny tsindrimandry sy fanambarana azony - Ny fahalemeny ihany anefa no ireharehany - Manao azafady indray izy sady mbola mananatra.
13.
Fandrahonana - Fananarana farany sy fanaovam-beloma.
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077