Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Josoe

TokoVotoatiny
Toko 1 Fiomanana hita an'i Jordany.
Toko 2 Ny nanirahana mpisafo tany roa lahy tany Jerikao - Ny amin-dRahaba.
Toko 3 Ny nitana an'i Jordany.
Toko 4 Tsangam-bato fahatsiarovana ny nitana an'i Jordany.
Toko 5 Famorana ny Israelita - Paka voalohany tany Kanaana - Fitsaharan'ny mana.
Toko 6 Ny nahazo an'i Jerikao - Ny nanaovana anatema azy.
Toko 7 Ny helok'i Akàna - Ny naharesena teo anoloan'i Haia - Ny sazin'i Akàna.
Toko 8 Ny nahazoana an'i Haia - Fanamafisana ny faneken'Iaveh.
Toko 9 Ny hafetsen'ny Gabaonita sy ny famaizana azy.
Toko 10 Ny nikambanan'ireo mpanjakan'ny tatsimo sy ny ady tao Gabaona - Ny nahazoana an'i Kanaana, tapany atsimo.
Toko 11 Ny nikambanan'ireo mpanjaka amin'i Kanaana avaratra - Ny nandresena azy tao Meroma - Fandringanana ny rapeto.
Toko 12 Ny mpanjaka resy.
Toko 13 Fizarana ny tany atsinanan'i Jordany.
Toko 14 Ny fizarana ny tany - Hebrona, lovan'i Kaleba.
Toko 15 Faritanin'i Jodà.
Toko 16 Faritanin'ny taranak'i Josefa: Efraima sy Manase.
Toko 17 Fizarana ny tany - Zara tanin'i Manase.
Toko 18 Ny tabernakla tao Silao - Fanoratana ny tany sisa hozaraina - Faritanin' i Benjamina.
Toko 19 Ny faritany nomena ny foko enina, dia ny fokon'i Simeona, Zabolona, Isakara, Asera, Neftalì, ary Dana; anjaran'i Josoe.
Toko 20 Ny tanàna fialofana.
Toko 21 Ny tanànan'ny Levita.
Toko 22 Fiverenan'ireo foko roa sy sasany tany amin'ny faritaniny any atsinanana - Otely naorina teo amoron'i Jordany.
Toko 23 Lahatenin'i Josoe tamin'ny mpifehy ny vahoaka.
Toko 24 Fanavaozana ny fanekena amin'Iaveh - Fahafatesan'i Josoe.