Toko | Votoatiny |
Toko 1
| Sasin-teny - Fialana tany Sinaia ho any Kadesa - Ny nipetrahana tao Kadesa. |
Toko 2
| Hatrao Kadesa-Barne ka hatramin'ny efitra Kademota - Ny nandresena an'i Sehona Amoreana. |
Toko 3
| Ny nahazoana ny tanin'i Oga, mpanjakan'i Basàna - Fizarana ny tany azo any an-dafy atsinanan'i Jordany - Ny tsy hidiran'i Moizy any amin'ny tany nampanantenaina. |
Toko 4
| Famporisihana tsy hivadika amin'Iaveh - Tanàna fialofana any an-dafin'i Jordany - Lahateny faharoa nataon'i Moizy. |
Toko 5
| Ny nanomezan'Andriamanitra ny didy folo. |
Toko 6
| Ny fitiavana an'Andriamanitra, hàny hahazoan'Israely fiadanana. |
Toko 7
| Didy nampandringana ny Kananeana sy ny sampiny. |
Toko 8
| Fananarana an'Israely fandrao manadino an'Andriamanitra izy rahefa midana any Kanaana. |
Toko 9
| Tsy noho ny fahamarinan'Israely no nanomezan'Andriamanitra azy ny tany Kanaana - Ny hadisoan'Israely tamin'Andriamanitra sy ny namelan'Andriamanitra azy. |
Toko 10
| Ny nanomezan'Andriamanitra ny didy folo - Ny fanokanana ny fokon'i Levì. |
Toko 11
| Famporisihina hitandrina ny didin'Andriamanitra. |
Toko 12
| Fitoerana anankiray monja no hanaovana ny fisoronana - Famelana hamono zavatra hohanina na aiza na aiza. |
Toko 13
| Famaizana ny mpanompo sampy sy ny mpambosy hanompo sampy. |
Toko 14
| Vahoaka voafidy - Fifadiana ny hanina maloto - Fandoavana ny fahafolon-karena. |
Toko 15
| Ny amin'ny taom-panafahana - Ny amin'ny trosa ankapobe - Famotsorana ny andevo - Ny amin'ny voalohan-teraky ny biby fiompy. |
Toko 16
| Ny fety lehibe mandritra ny taona - Ny mpitsara sy ny mpanjaka. |
Toko 17
| Ny atao sorona tsy tokony hisy kilema - Sazin'ny fanompoan-tsampy - Ny raharaha sarotra hoentina amin'ny fitsarana ambony - Ny mpanjaka. |
Toko 18
| Ny fisoronana - Ny sikidy sy ny faminaniana. |
Toko 19
| Tanàna fialofana - Tsy famindrana faritany - Vavolombelona tsy marina. |
Toko 20
| Fitsìpika momba ny ady. |
Toko 21
| Fanonerana amin'ny vonoan'olona tsy hita fotony - Ny amin'ny fanambadiana ny vehivavy babo - Lovan'ny lahimatoa - Famaizana ny zaza maditra - Levenan'ny maty meloka. |
Toko 22
| Ny zava-bery hita - Didy sy fandraràna madinika sasany - Ny momba ny fanambadiana. |
Toko 23
| Ny amin'ny olona tsy mahazo miharo amin'ny betsaka - Fahadiovan'ny toby - Didy madinika sasany. |
Toko 24
| Ny amin'ny fisaoram-bady - mpanambady vao - tsatòka - halatra'omby - habokana - mpikarama - vahiny - kamboty - mpitondratena. |
Toko 25
| Ny amin'ny fikapohana ny meloka - Vady loloha - Lanja sy refy - Fandringanana ny Amalesita. |
Toko 26
| Fivavahana fanao amin'ny fanaterana ny santatra amam-pahafolon-karena. |
Toko 27
| Didy mampanavao ny fanekena rahefa tonga any Kanaana - Fitsofan-drano sy fanozònana. |
Toko 28
| Tso-drano sy ozona. |
Toko 29
| Famporisihana hanavaozana ny fanekena. |
Toko 30
| Ny hiverenan'Israely amin'Andriamanitra - Zaka tandremana ny didin'Andriamanitra - Eo anatrehany ny fiainana sy ny fahafatesana. |
Toko 31
| Josoe dimbin'i Moizy amin'ny fitondrana - Ny lalàna napetraka amin'ny taranak'i Levì. |
Toko 32
| Tonon-kiran'i Moizy. |
Toko 33
| Tso-dranon'i Moizy. |
Toko 34
| Ny nahafatesan'i Moizy. |