Toko | Votoatiny |
Toko 1
| Sasin-teny - Filazana mialoha - Famporisihan'ny olon-kendry ny mpianany handositra ny làlan'ny haratsiana - Ny fahendrena miantso ny olona hanatona azy. |
Toko 2
| Mampahazo soa sy miaro amin'ny loza ny fanekena ny anatry ny fahendrena. |
Toko 3
| Soa tehirizin'Andriamanitra ho an'ny mpanompony; famonjen'Andriamanitra azy ireo; famporisihina amin'ny fitiava-namama sy ny rariny. |
Toko 4
| Fananarana azon'ny hendry, fony mbola tanora, tamin-drainy. |
Toko 5
| Tokony hifady ny fitiavana maloto sy hiraikipo amin'ny anjara. |
Toko 6
| Fanoroan'ny fahendrena: Aza miantokantok'olona foana - Ny amin'ny hakamoana - Mandositra ny ratsy fanahy amam-pihatsaravelatsihy - Ny fahalotoana sy ny voka-dratsiny. |
Toko 7
| Famporisihana hafa koa, hanalavitra ny vehivavy janga. |
Toko 8
| Ny fahendrena manao ny tenany ho olona manolotra fanomezana sarobidy - Nateraka mandrakizay - Manambina izay manana azy. |
Toko 9
| Roa karazana ny fanasana iantsoana ny olombelona, dia ny an'ny fahendrena sy ny an'ny fahadalana. |
Toko 10
| Fampitahana ny olona mivavaka sy mpankahala fivavahana, na amin'ny fitondran-tenany, na amin'ny anjara hiafarany. |
Toko 11
| Vokatry ny fahitsiam-po - Vokatry ny faharatsiam-po. |
Toko 12
| Toetry ny olo-marina - Toetry ny ratsy fanahy - Fahotan'ny vava. |
Toko 13
| Fahotan'ny vava. |
Toko 14
| Torohevitra soa. |
Toko 15
| |
Toko 16
| Anatra samihafa. |
Toko 17
| Torohevitra soa samihafa. |
Toko 18
| Anatra samihafa. |
Toko 19
| |
Toko 20
| |
Toko 21
| |
Toko 22
| Ny laza tsara. |
Toko 23
| Halaviro ny fitiavan-karena loatra, tsy fahononana, fahalotoana. |
Toko 24
| Halaviro ny ratsy fanahy sy ny adala. |
Toko 25
| Ohabolan'i Salomona, nangonin'ny olon'i Ezekiasa. |
Toko 26
| |
Toko 27
| |
Toko 28
| |
Toko 29
| |
Toko 30
| Tenin'i Agora. |
Toko 31
| Tenin'i Lamoela mpanjaka. |