Toko | Votoatiny |
Toko 1
| Ny nahariana an'izao tontolo izao. |
Toko 2
| Ny Paradizy - Ny namoronana ny vehivavy. |
Toko 3
| Fakam-panahy, fahalavoana, ary sazy nahavoa ny voalohan-dray aman-drenintsika. |
Toko 4
| Kaina sy Abela - Taranak'i Kaina - Ny nahaterahan'i Seta. |
Toko 5
| Ny taranak'i Seta zanak'i Adama, hatramin'i Noe. |
Toko 6
| Ny anton'ny safo-drano - Filazana azy mialoha - Fiomanan'i Noe. |
Toko 7
| Ny nidiran'i Noe tao amin'ny sambo fiara - Ny safo-drano. |
Toko 8
| Ny niafaran'ny safo-drano - Ny nivoahana tao an-tsambo fiara. |
Toko 9
| Fanavaozana ny fanekena - Faminaniana nataon'i Noe momba ny taranany. |
Toko 10
| Filazana misesy ny firenena taranak'i Noe. |
Toko 11
| Tilikambon'i Babela - Fiparitahan'ny firenen'olona - Tety razan'ny Semita, hatramin'i Abrahama. |
Toko 12
| Fiantsoan'Andriamanitra an'i Abrama ho any Kanaana - Ny nivahinianan'i Abrama tany Ejipta. |
Toko 13
| Ny niverenan'i Abrama tany Kanaana - Ny nisarahany toerana tamin'i Lota - Ny tso-dranon'Iaveh tamin'ny Abrama indray. |
Toko 14
| Ny namonjena an'i Lota - Ny nifanenan'i Abrama tamin'i Melkisedeka. |
Toko 15
| Faneken'Iaveh tamin'i Abrama. |
Toko 16
| Ny nahaterahan'Ismaela. |
Toko 17
| Fanekem-pihavanana vaovao - Ny nampanaovana ny famorana. |
Toko 18
| Ny namangian'Andriamanitra an'i Abrahama - Ny nifonan'i Abrahama ho an'i Sodoma. |
Toko 19
| Ny nandravana an'i Sodoma sy Gomora - Ny nihavian'ny Amonita sy ny Moabita. |
Toko 20
| Ny nitoeran'i Abrahama tao Jerara - Abimeleka. |
Toko 21
| Ny nahaterahan'Isaaka - Ny nandroahana an'Ismaely - Ny faneken'i Abrahama tamin'i Abimeleka. |
Toko 22
| Ny nizahan'Andriamanitra toetra an'i Abrahama - Ny taranak'i Nakora. |
Toko 23
| Ny nahafatesan'i Sarà, sy nandevenana azy tao Makpelà. |
Toko 24
| Ny fanambadian'Isaaka sy Rebekà. |
Toko 25
| Ny taranak'i Abrahama tamin'i Setorà - Ny nahafatesany - Ny taranak'Ismaely - Esao sy Jakoba, zanak'Isaaka. |
Toko 26
| Ny nitoeran'Isaaka tany Jerara - Fampanantenan'Andriamanitra - Fifankahazoana tamin'i Abimeleka. |
Toko 27
| Ny nahazoan'i Jakoba ny tso-dranon'Isaaka - Tso-drano ho an'i Esao - Ny nankanesan'i Jakoba tany Mesopotamia. |
Toko 28
| Ny niaingan'i Jakoba ho any Mesopotamia - Fahitana tao Betela. |
Toko 29
| Jakoba tany Mesopotamia - Ny fanambadiany roa - Ny zanany. |
Toko 30
| Ny zanak'i Jakoba - Faneken'i Jakoba sy Labana - Hafetsena nataon'i Jakoba hahazoany harena. |
Toko 31
| Ny niaingan'i Jakoba ho any Kanaana - Ny nanenjehan'i Labana azy - Fanekem-pihavanana nifanaovan'izy ireo. |
Toko 32
| Jakoba nifanena tamin'ny Anjely, naniraka ho any amin'i Esao, nitolona tamin'Andriamanitra. |
Toko 33
| Nitohy indray ny fihavanan'i Jakoba sy Esao - Ny nahatongavan'i Jakoba tany Kanaana. |
Toko 34
| Ny nandotoan'i Sikema an'i Dinà, sy ny namalian'i Simeona sy Levì an'izany. |
Toko 35
| Ny niverenan'i Jakoba tany Betela - Ny nahafatesan'Isaaka. |
Toko 36
| Esao na Edoma; ny vadiny sy ny taranany. |
Toko 37
| Josefa namidin'ny rahalahiny. |
Toko 38
| Ny fianakavian'i Jodà. |
Toko 39
| Josefa tany Ejipta: voampanga tsy marina izy, ka nalatsaka an-tranomaizina. |
Toko 40
| Ny nivoasan'i Josefa ny nofin'ireo mpifatotra roa lahy. |
Toko 41
| Nofin'i Faraona sy fisandratan'i Josefa. |
Toko 42
| Voalohan-dian'ny zanak'i Jakoba tany Ejipta. |
Toko 43
| Fanindroan'ny nakanesan'ny zanak'i Jakoba tany Ejipta. |
Toko 44
| Fitsapana farany nataon'i Josefa tamin'ireo rahalahiny. |
Toko 45
| Josefa mitonona anarana amin'ireo rahalahiny. |
Toko 46
| Jakoba sy ny ankohonany niala tany Kanaana, dia tonga niorim-ponenana tany Ejipta. |
Toko 47
| Ny nandraisan'i Faraona an'i Jakoba - Ny nanapahan'i Josefa an'i Ejipta nandritra ny mosary. |
Toko 48
| Jakoba manangana ny zanak'i Josefa roa lahy ho isan-janany sy mitsodrano azy. |
Toko 49
| Tso-drano nataon'i Jakoba tamin'ny zanany roa ambin'ny folo mirahalahy. |
Toko 50
| Ny nandevenana an'i Jakoba - Ny nahafatesan'i Josefa. |