Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Fanisana

TokoVotoatiny
Toko 1 Ny fanisana ny foko roa ambin'ny folo.
Toko 2 Filaharana eo an-dasy sy eny an-dàlana.
Toko 3 Fanisana ny Levita sy ny lahimatoa - Ny Levita no nasolo ny lahimatoa.
Toko 4 Ny amin'ny raharahan'ny Levita.
Toko 5 Famoahana ny olona maloto any ivelan'ny toby - Fanonerana ny zavatra azo tsy an-drariny - Lalàna momba ny fiahiahiana.
Toko 6 Ny amin'ny Nazareana - Teny fitsofan-drano.
Toko 7 Fanatitra naterin'ny filohan'ny isam-poko hitokanana ny Fonenana.
Toko 8 Fampirehetana ny jiro - Fanokanana ny Levita.
Toko 9 Fankalazana ny Paka tany Sinaia - Ny andry rahona.
Toko 10 Ny trompetra volafotsy - Ny nialana tany Sinaia.
Toko 11 Ny fimonjomonjoan'ny vahoaka - Ny fanasazian'Iaveh azy - Ny papelika.
Toko 12 Fimonomononan'i Maria sy Aarona tamin'i Moizy - Maria voan'ny habokàna.
Toko 13 Ny mpisafo tany nalefa tany Kanaana.
Toko 14 Fiodinan'ny vahoaka - Sazy nafitsoka azy.
Toko 15 Didy momba ny sorona - Fanonerana ny ota sasany - Sazin'ilay nandika ny Sabata - Ny sahondran-damba.
Toko 16 Ny niodinan'i Kore sy Datàna ary Abirona.
Toko 17 Fimenomenonan'ny vahoaka - Ny tehin'i Aarona.
Toko 18 Ny raharaha sy ny anjara fiveloman'ny mpisorona sy ny Levita.
Toko 19 Ny ombivavy manja mena fidiovana amin'ny loto avy amin'ny fikasihana fatin'olona.
Toko 20 Ny nahafatesan'i Maria - Ny ranon'i Meribà - Ny nandavan'i Edoma tsy handalovan'Israely - Ny nahafatesan'i Aarona.
Toko 21 Ny nandresena ny mpanjakan'i Arada - Ny bibilava varahina - Ny nandehanan'Israely manodidina ny tanin'i Edoma - Ny nandresena ny mpanjakan'ny Amoreana sy Basana.
Toko 22 Ny namokisan'i Balàka, mpanjakan'i Moaba, an'i Balaama hanozona an'Israely.
Toko 23 Ny teny faminaniana efatra nataon'i Balaama.
Toko 24 Fandrosoana sy fandresen'Israely - Teny faminanian'i Balaama: Hisy kintana hivoaka avy amin'i Jakoba.
Toko 25 Fitondran-tena ratsy nataon'Israely - Zoton'i Finea.
Toko 26 Fanisana vaovao.
Toko 27 Lalàna momba ny zaratany - Josoe voatendry ho dimbin'i Moizy.
Toko 28 Fandaharana ny sorona haterina isan'andro, isan-tsabata, isaky ny voaloham-bolana ary isaky ny fetin'ny Paka sy ny fetin'ny Herinandro.
Toko 29 Fandaharana ny sorona hatao amin'ny fetin'ny Trompetra sy ny Fanonerana ary ny Tabernakla.
Toko 30 Lalàna momba ny voady.
Toko 31 Tafika namaliana ny Madianita.
Toko 32 Fizarana ny tany eo an-dafy atsinanan'i Jordany.
Toko 33 Ny nitobian'ny zanak'Israely teny an-dàlana.
Toko 34 Faritry ny tany - Filohany voatendry hizara ny tany.
Toko 35 Didy momba ny tanànan'ny Levita sy ny tanàna fialofana.
Toko 36 Lalàna momba ny zazavavy mpandova.