Apokalipsa, Na Fanambarana Nosoratan'i Md. Joany

Fanambaràna toko 10. 9
9 Dia nankany amin'ilay anjely aho sy nilaza taminy hanome ahy ny boky, ka hoy ny navaliny ahy: Raiso ka atelemo izy; hangidy izy ao an-kibonao, nefa ho mamy toy ny tantely eo am-bavanao.